Proverbs 19:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maniratsira ny fitsarana ny vavolombelona ratsy, ary ny vavan’ny ratsy fanahy dia mitelina ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavolombelona ratsy, manamavo ny rariny, ary ny vavan’ny ratsy fanahy mitelina faharatsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vavolombelona tsy vanona manevateva ny fitsarana, ary ny olon-dratsy dia fatra-pitelina haratsiana.
Malagasy Bible 1865
Ny vavolombelona ratsy maniratsira ny fitsarana; Ary ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maniratsira ny fitsarana ny vavolombelona ratsy, ary ny vavan’ny ratsy fanahy dia mitelina ny ratsy.
malagasy
Ny vavolombelona ratsy maniratsira ny fitsarana; Ary ny vavan'ny ratsy fanahy mitelina ny ratsy.Vonona ho amin'ny mpaniratsira ny fanamelohana, Ary ny kapoka ho amin'ny lamosin'ny adala.