Proverbs 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hadalan’ny olona no manimba ny alehany ka amin’NY TOMPO no sosotra ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hadalan’ny olona no mahasimba ny lalany; ka i Iaveh no itezeran’ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa simban’ny hadalàny ny lalan’ny olona, dia ny TOMPO indray no itezeran’ny fony.
Malagasy Bible 1865
Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hadalan’ny olona no manimba ny alehany ka amin’NY TOMPO no sosotra ny fony.
malagasy
Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony.