Proverbs 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro no mandambolambo mpanapaka ary ny olona rehetra dia samy misakaiza amin’izay mpanome zavatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona mahafoy be, maro mpandoka; ary izay mahatolotolotra, sakaizan’ny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro no mandokadoka ny olona ambony; ary ny besinimaro dia sakaizan’ny mpanome zavatra.
Malagasy Bible 1865
Maro no mandambolambo andriana; Ary ny olona rehetra samy misakaiza amin'izay mpanome zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro no mandambolambo mpanapaka ary ny olona rehetra dia samy misakaiza amin’izay mpanome zavatra.
malagasy
Maro no mandambolambo andriana; Ary ny olona rehetra samy misakaiza amin'izay mpanome zavatra.