Proverbs 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mahantra dia halan’ny rahalahiny rehetra, koa mainka va ny sakaizany tsy hanalavitra azy? Rehefa manjohy azy amin’ny teny izy dia tsy eo intsony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rahalahin’ny mahantra mankahala azy avokoa, koa mainka ny sakaizany, no mihataka aminy koa! Mba mitady teny soa izy, fa tsy mahita izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ory tsy havan-drahalahy manana; koa mainka va tsy handao azy ny sakaizany? Fa na mbola miteny aminy aza ilay ory, dia efa tsy misy eo intsony ireo.
Malagasy Bible 1865
Ny malahelo dia halan'ny rahalahiny rehetra, Koa mainka fa ny sakaizany tsy hanalavitra azy va? Manandrandra amin'ny teny tsy misy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mahantra dia halan’ny rahalahiny rehetra, koa mainka va ny sakaizany tsy hanalavitra azy? Rehefa manjohy azy amin’ny teny izy dia tsy eo intsony ireo.
malagasy
Ny malahelo dia halan'ny rahalahiny rehetra, Koa mainka fa ny sakaizany tsy hanalavitra azy va? Manandrandra amin'ny teny tsy misy izy.[Heb. manenjika teny tsy misy]