Proverbs 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, raha raisinao ny teniko, ary raketinao ao am-ponao ny didiko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, raha mandray ny teniko ianao, ary mitana ny didiko ao aminao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, raisonao ny teniko ary ataovy raki-tsoa ho anao ny didiko.
Malagasy Bible 1865
Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, raha raisinao ny teniko, ary raketinao ao am-ponao ny didiko
malagasy
[Ny soa hitan'izay mandray ny fahendrena] Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,