Proverbs 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tafiditra ao am-ponao ny fahendrena, ary mamin’ny fanahinao ny fahalalana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga ao am-ponao ny fahendrena, ka hankafizin’ny fanahinao ny fahaizana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga ao am-ponao ny fahendrena, ary hampifaly anao ny fahalalana,
Malagasy Bible 1865
Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin'ny fanahinao ny fahalalana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tafiditra ao am-ponao ny fahendrena, ary mamin’ny fanahinao ny fahalalana
malagasy
Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin'ny fanahinao ny fahalalana,[Na: Fa ho tafiditra ao am-ponao ny fahendrena, Ka ho]