Proverbs 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiaro anao ny fahaiza-mandinika, ary hiambina anao ny fahalalana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hitandrina anao ny fisainana, ary hiambina anao ny fahalalana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiaro anao ny fahamalinana ary hiambina anao ny fahaiza-manavaka;
Malagasy Bible 1865
Dia hiaro anao ny fisainana mazava, Ary hiambina anao ny fahalalana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiaro anao ny fahaiza-mandinika, ary hiambina anao ny fahalalana
malagasy
Dia hiaro anao ny fisainana mazava, Ary hiambina anao ny fahalalana,