Proverbs 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hamonjy anao amin’ny lalan-dratsy sy amin’ny lehilahy miteny fitaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanafaka anao amin’ny lalan’ny ratsy fanahy, amin’ny olona manao resaka ratsy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo no hampiala anao amin’ny toe-dratsy sy amin’ny olona miteny fitaka
Malagasy Bible 1865
Ka hamonjy anao amin'ny lalan-dratsy Sy amin'ny lehilahy izay miteny fitaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hamonjy anao amin’ny lalan-dratsy sy amin’ny lehilahy miteny fitaka,
malagasy
Ka hamonjy anao amin'ny lalan-dratsy Sy amin'ny lehilahy izay miteny fitaka,