Proverbs 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’izay mahafoy ny lalana mahitsy ka mizotra ho amin’ny lalan’ny fahamaizinana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’izay miala amin’ny lala-mahitsy, ka mizotra amin’ny lalana maizina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na mandao ny sori-dàlam-pahitsiana mba hizotra amin’ny lalan’ny haizina,
Malagasy Bible 1865
Izay mahafoy ny lalan'ny fahamarinana Mba hizorany amin'ny lalan'ny fahamaizinana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’izay mahafoy ny lalana mahitsy ka mizotra ho amin’ny lalan’ny fahamaizinana,
malagasy
Izay mahafoy ny lalan'ny fahamarinana Mba hizorany amin'ny lalan'ny fahamaizinana,