Proverbs 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay faly hanao ratsy sady mibitaka amin’ny fanaovam-pitaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny manao ratsy no ifaliany sy izay faharatsiana mihoa-pampana no iravoravoany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny olona faly manao ratsy sady finaritra amin’ny famitaha-namana,
Malagasy Bible 1865
Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin'ny fitaky ny ratsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay faly hanao ratsy sady mibitaka amin’ny fanaovam-pitaka,
malagasy
Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin'ny fitaky ny ratsy,