Proverbs 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay miolikolika lalana sy maniasia amin’ny alehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sakeli-dalana miolikolika no alehany ary lalana miolakolaka no ombany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miolikolika sori-dalana ka mivaona amin’ny fitapitaka.
Malagasy Bible 1865
Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin'ny alehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay miolikolika lalana sy maniasia amin’ny alehany;
malagasy
Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin'ny alehany;