Proverbs 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanafaka anao amin’ny vehivavy jejo koa izany, dia amin’ny vehivavy janga izay mandokadoka amin’ny teniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanafaka anao amin’ny vehivavy efa an’ny hafa, amin’ny vehivavy efa an’olon-kafa izay manao teny mandrobo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahamalinana sy fahaiza-manavaka no hampiala anao koa amin’ny teny mandrobo fanaon’ny vehivavy izay vadin’olona,
Malagasy Bible 1865
Ary hamonjy anao amin'ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin'ny vahiny janga izay mandrobo amin'ny teniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanafaka anao amin’ny vehivavy jejo koa izany, dia amin’ny vehivavy janga izay mandokadoka amin’ny teniny,
malagasy
Ary hamonjy anao amin'ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin'ny vahiny janga izay mandrobo amin'ny teniny,[Heb. vehivavy tsy vadinao]