Proverbs 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mahafoy ny sakaizan’ny fahatanorany sy manadino ny fanekena nataony tamin’Andriamaniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay mandao ny naman’ny fahatanorany, sy manadino ny fanekeny amin’ny Andriamaniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia vehivavy nandao ny vadiny sy nanadino ny fifanekena izay nataony teo amin’Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Izay mahafoy ny vadin 'ny fahatanorany Sy manadino ny fanekeny teo amin'Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mahafoy ny sakaizan’ny fahatanorany sy manadino ny fanekena nataony tamin’Andriamaniny;
malagasy
Izay mahafoy ny vadin'ny fahatanorany Sy manadino ny fanekeny teo amin'Andriamaniny.[Heb. sakaizan']