Proverbs 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mirona ho amin’ny fahafatesana ny tranony, ary mankany amin’ny maty ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa miraika ho amin’ny fahafatesana izy sy ny tranony, ary mankany amin’ny afobe ny lalany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitondra amin’ny fahafatesana ny toetran’izany vehivavy izany, ary mankany amin’ny fahaverezana ny fitapitaka ataony.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tranony milentika ho amin'ny fahafatesana, Ary ny alehany mankany amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mirona ho amin’ny fahafatesana ny tranony, ary mankany amin’ny maty ny lalany.
malagasy
Fa ny tranony milentika ho amin'ny fahafatesana, Ary ny alehany mankany amin'ny maty.