Proverbs 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy tafaverina izay mankany aminy sady tsy afaka mihazo ny lalan’ny fahavelomana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy misy miverina izay rehetra mandeha aminy, tsy misy mahita ny lalan’ny fiainana intsony na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mankao amin’izany vehivavy izany dia tsy misy afa-miverina intsony ary tsy mihazo ny lalan’ny fiainana.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy afa-miverina izay mankany aminy, Na mihazo amin'ny lalan'aina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy tafaverina izay mankany aminy sady tsy afaka mihazo ny lalan’ny fahavelomana.
malagasy
Tsy misy afa-miverina izay mankany aminy, Na mihazo amin'ny lalan'aina,