Proverbs 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no handehananao amin’ny lalan’ny tsara fanahy sy hitandremanao ny alehan’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia handeha amin’ny lalan’ny olona tsara fanahy ianao, ary hifikitra amin’ny lalan’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ny toetran’ny tsara fanahy no hizoranao ary ny sori-dalan’ny olo-marina no hotandremanao.
Malagasy Bible 1865
Handehananao amin'ny lalan'ny tsara fanahy Sy hitandremanao ny alehan'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no handehananao amin’ny lalan’ny tsara fanahy sy hitandremanao ny alehan’ny marina.
malagasy
Handehananao amin'ny lalan'ny tsara fanahy Sy hitandremanao ny alehan'ny marina.