Proverbs 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona mahitsy no honina amin’ny tany, ary ny tsy manan-tsiny ihany no ho sisa mitoetra ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny olo-mahitsy fo no honina amin’ny tany, ary ny olo-marina no ho tafatoetra eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olo-mahitsy sady tsy manan-tsiny no honina amin’ny tany sy hitoetra eo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona mahitsy no honina amin'ny tany, Ary ny tsy manan-tsiny ihany no ho sisa mitoetra ao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona mahitsy no honina amin’ny tany, ary ny tsy manan-tsiny ihany no ho sisa mitoetra ao.
malagasy
Fa ny olona mahitsy no honina amin'ny tany, Ary ny tsy manan-tsiny ihany no ho sisa mitoetra ao;Fa ny ratsy fanahy kosa hofongorana amin'ny tany, Ary ny mpivadika hongotana.