Proverbs 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hofongorana amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy, ary ny mpivadika dia hongotana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ratsy fanahy kosa hofongorana amin’ny tany, ary ny mpivadika hongotana hiala eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy sy ny mpivadika kosa hofongorana amin’ny tany sy ho voaroaka tao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny ratsy fanahy kosa hofongorana amin'ny tany, Ary ny mpivadika hongotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hofongorana amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy, ary ny mpivadika dia hongotana.
malagasy
Fa ny ratsy fanahy kosa hofongorana amin'ny tany, Ary ny mpivadika hongotana.