Proverbs 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, raha miantso ny fahalalana ianao, ary manandratra ny feonao mba hahazo fahaiza-mandinika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eny, raha miantso ny fahamalinana ianao, ka manandra-peo amin’ny fahafantarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataha fanampiana amin’ny fahalalana, miantsoa famonjena amin’ny fahaiza-manavaka.
Malagasy Bible 1865
Eny, raha miantso ny fahalalana ianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, raha miantso ny fahalalana ianao, ary manandratra ny feonao mba hahazo fahaiza-mandinika,
malagasy
Eny, raha miantso ny fahalalana ianao Ary manandratra ny feonao hahazo saina,