Proverbs 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao, ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena miafina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy ianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tadiavinao toy ny fitady volafotsy ireo ary katsahinao toy ny fikatsaka harena nafenina.
Malagasy Bible 1865
Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao, ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena miafina,
malagasy
Raha mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao Ary mikatsaka azy toy ny fikatsaka harena afenina: