Proverbs 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho fantatrao marina ny fahatahorana NY TOMPO, ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho azonao an-tsaina ny fahatahorana an’i Iaveh, ary ho hitanao amin’izany ny fahalalana an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho fantatrao tokoa ny fanajana ny TOMPO ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an'i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho fantatrao marina ny fahatahorana NY TOMPO, ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.
malagasy
Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an'i Jehovah, Ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra.