Proverbs 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO no manome fahendrena; avy amin’ny teniny no iavian’ny fahalalana sy ny fahiratan-tsaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh no manome ny fahendrena; avy amin’ny Vavany no ivoahan’ny fahaizana amam-pahamalinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO no manome ny fahendrena; ary avy amin’ny vavany no mipoitra ny fahalalana sy ny fahiratan-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO no manome fahendrena; avy amin’ny teniny no iavian’ny fahalalana sy ny fahiratan-tsaina.
malagasy
Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.