Proverbs 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitahiry fanambinana ho an’ny mahitsy fo Izy, ary ampinga ho an’izay mandeha tsy misy tsiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitahiry ny fahasambarana ho an’ny olona mahitsy fo izy, ary ampinga ho an’izay mandeha amin’ny fahalavorariana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampahomby ny olo-mahitsy Izy ary toy ny ampinga fiarovana ho an’izay mandeha tsy misy tsiny.
Malagasy Bible 1865
Izy mitahiry fanambinana ho an'ny mahitsy Sady ampingan'izay mandeha tsy misy tsiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitahiry fanambinana ho an’ny mahitsy fo Izy, ary ampinga ho an’izay mandeha tsy misy tsiny;
malagasy
Izy mitahiry fanambinanaho an'ny mahitsy Sady ampingan'izay mandeha tsy misy tsiny;[Na: tena fahendrena]