Proverbs 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitandrina ny lalan’ny fahamarinana Izy, ary miaro ny lalan’ny olony masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaro ny sakeli-dalan’ny fahamarinana izy, miambina ny lalan’izay miraiki-po aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaro ny lalan’ny fahamarinana Izy ary miambina izay mpifikitra aminy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia mitandrina ny lalan'ny fahamarinana Izy Ary miambina ny lalan'ny olony masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitandrina ny lalan’ny fahamarinana Izy, ary miaro ny lalan’ny olony masina.
malagasy
Ka dia mitandrina ny lalan'ny fahamarinana Izy Ary miambina ny lalan'ny olony masina.