Proverbs 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny, ary ny hitsiny mbamin’ny lalana rehetra ho amin’ny tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mihaino Ahy ianao, dia ho fantatrao ny marina sy rariny ary hizoranao avokoa ny lalam-pahasambarana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny Ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.
malagasy
Ary amin'izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny Ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.