Proverbs 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao ihany ny volamena sy ny voahangy betsaka, fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo ihany ny volamena amam-boahangy betsaka; fa fanaka sarobidy, ny molotra hendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao ny volamena ary betsaka ny perla; fa ny tenim-pahalalana no vatosoa tsy fahita firy.
Malagasy Bible 1865
Ao ihany ny volamena sy ny voahangy betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao ihany ny volamena sy ny voahangy betsaka, fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.
malagasy
Ao ihany ny volamena sy ny voahangy betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.[Na: perla]