Proverbs 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao ny lambany fa efa niantoka olon-kafa izy ary ho solon’ny laniny tamin’ny fiantohana vahiny janga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endaho ny lambany fa efa niantoka olon-kafa izy; tereo izy hanome antoka noho ny amin’ny vahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona sahy miantoka trosan’olona vahiny, dia tano ny akanjony ho antoka ny amin’io olon-tsy fantatra io.
Malagasy Bible 1865
Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon'ny vahiny niantohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao ny lambany fa efa niantoka olon-kafa izy ary ho solon’ny laniny tamin’ny fiantohana vahiny janga.
malagasy
Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon'ny vahiny niantohany.[Na: vahiny janga]