Proverbs 20:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lova norombahina teo am-boalohany dia tsy hotahìna amin’ny ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lova malaky azo tam-boalohany, dia tsy arahin-tso-drano any am-parany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay maika hangoron-karena am-boalohany, dia tsy hotahina any am-parany.
Malagasy Bible 1865
Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany Dia tsy hotahina any am-parany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lova norombahina teo am-boalohany dia tsy hotahìna amin’ny ho avy.
malagasy
Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany Dia tsy hotahina any am-parany.[Na: mahamahimahina]