Proverbs 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voninahitry ny zatovo ny tanjany ary ravaky ny zokiolona ny volo fotsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hery no haingon’ny zatovo, ary ny volo fotsy no ravaky ny anti-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahatanjahana no haingon’ny tanora, ary ny volofotsy no voninahitry ny antitra.
Malagasy Bible 1865
Voninahitry ny zatovo ny fahatanjahany, Ary ravaky ny anti-panahy ny volo fotsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voninahitry ny zatovo ny tanjany ary ravaky ny zokiolona ny volo fotsy.
malagasy
Voninahitry ny zatovo ny fahatanjahany, Ary ravaky ny anti-panahy ny volo fotsy.Ny fampangirifiriana dia mahafaka ny faharatsiana, Ary ny kapoka mahadio ny efitrefitra ao an-kibo.[Heb. ratra avy amin'ny kapoaka]