Proverbs 20:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratra avy amin’ny kapoka dia mahafaka ny haratsiam-panahy ary ny kapoka dia tonga hatrany amin’ny aty fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kapoka mandrovirovitra ny nofo, mahasitrana ny faharatsiana; torak’izany koa, ny kapoka mihatra hatrany an-kibo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fery mangirifiry dia mety mahafaka ny haratsiam-panahy, ary ny kapoka mahadio ny ao am-po tsy miloaka.
Malagasy Bible 1865
Ny fampangirifiriana dia mahafaka ny faharatsiana, Ary ny kapoka mahadio ny efitrefitra ao an-kibo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratra avy amin’ny kapoka dia mahafaka ny haratsiam-panahy ary ny kapoka dia tonga hatrany amin’ny aty fo.
malagasy
Ny fampangirifiriana dia mahafaka ny faharatsiana, Ary ny kapoka mahadio ny efitrefitra ao an-kibo.[Heb. ratra avy amin'ny kapoaka]