Proverbs 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kamo dia tsy mety miasa tany amin’ny ririnina, saingy amin’ny fararano dia hangataka izy nefa tsy hahazo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety miasa ny kamo fa hoe ratsy ny andro; ka amin’ny andro fijinjana, hitady izy fa tsy hisy na inona na inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mety miasa ny kamo fa ririnina ny andro; nefa hitady izy amin’ny fotoam-pijinjana fa tsy hahita na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Ny malaina tsy mety miasa amin'ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kamo dia tsy mety miasa tany amin’ny ririnina, saingy amin’ny fararano dia hangataka izy nefa tsy hahazo.
malagasy
Ny malaina tsy mety miasa amin'ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.[Na: noho ny ririnina; na: noho ny haben'ny vokatra]