Proverbs 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratsy fanahy dia maniry ny ratsy ka na ny havany aza dia tsy mahita fitia eo imasony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maniry ny ratsy ny fanahin’ny ratsy fanahy, ka ny sakaizany avy no tsy mahita fitia aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy maniry hatrany ny hanao ratsy, ka na dia ny sakaizany aza tsy ananany antra,
Malagasy Bible 1865
Ny fanahin'ny ratsy fanahy maniry ny ratsy, Ka na dia ny havany aza tsy mahita fitia eo imasony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratsy fanahy dia maniry ny ratsy ka na ny havany aza dia tsy mahita fitia eo imasony.
malagasy
Ny fanahin'ny ratsy fanahy maniry ny ratsy, Ka na dia ny havany aza tsy mahita fitia eo imasony.