Proverbs 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha sazina ny mpaniratsira dia ho hendry ny kely saina ary raha toroan-kevitra ny hendry dia hahazo fahalalana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha faizina ny ratsy fanahy, mihahendry ny kely saina, ary raha toroana ny hendry dia vao mainka mihahendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho hendry ny kely saina raha sazîna ny mpaniratsira; ary hahazo fahalalana ny hendry raha misy mampianatra.
Malagasy Bible 1865
Raha ampijalina ny mpaniratsira, dia ho hendry ny kely saina; Ary raha toroan-kevitra ny hendry, dia hahazo fahalalana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha sazina ny mpaniratsira dia ho hendry ny kely saina ary raha toroan-kevitra ny hendry dia hahazo fahalalana izy.
malagasy
Raha ampijalina ny mpaniratsira, dia ho hendry ny kely saina; Ary raha toroan-kevitra ny hendry, dia hahazo fahalalana izy.