Proverbs 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny marina dia mandinika ny tranon’ny ratsy fanahy ka mamarina azy ho amin’ny loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dinihin’ny Marina ny tranon’ny ratsy fanahy; Andriamanitra mamarina ny ratsy fanahy amin’ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina manara-maso ny andian’ireo olon-dratsy ka mamarina azy any amin’ny loza.
Malagasy Bible 1865
Ny Iray Marina no mandinika ny tranon'ny ratsy fanahy Ka mamarina azy ho amin'ny loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny marina dia mandinika ny tranon’ny ratsy fanahy ka mamarina azy ho amin’ny loza.
malagasy
Ny Iray Marina no mandinika ny tranon'ny ratsy fanahy Ka mamarina azy ho amin'ny loza.