Proverbs 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanomezana mangingina dia mampionona ny fahatezerana ary ny kolikoly amin’ny takona dia mampitsahatra ny fahavinirana mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanomezana mangingina mampitony hatezerana; ny fanatitra alaina anaty valombalonan-damba mampitsahatra fahavinirana efa tafahoatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanomezana atao mangingina dia mampitony ny fahatezerana, ary ny tolotra omena an-kinafinafina mampitsahatra ny fahavinirana.
Malagasy Bible 1865
Ny fanomezana mangingina mampionona ny fahatezerana, Ary ny kolikoly amin'ny takona mampitsahatra ny fahavinirana mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanomezana mangingina dia mampionona ny fahatezerana ary ny kolikoly amin’ny takona dia mampitsahatra ny fahavinirana mafy.
malagasy
Ny fanomezana mangingina mampionona ny fahatezerana, Ary ny kolikoly amin'ny takona mampitsahatra ny fahavinirana mafy.