Proverbs 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fifalian’ny marina ny hanao araka ny rariny, fa zava-mahatahotra ny mpanao ratsy kosa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafaliana ho an’ny marina, ny manaraka ny rariny, fa vadi-po kosa, no an’izay manao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fifalian’ny olo-marina ny manao izay rariny; fa zava-mampijaly ny mpanao ratsy kosa izany.
Malagasy Bible 1865
Fifalian'ny marina ny hanao araka ny rariny; Fa zava-mahatahotra ny mpanao ratsy kosa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fifalian’ny marina ny hanao araka ny rariny, fa zava-mahatahotra ny mpanao ratsy kosa izany.
malagasy
Fifalian'ny marina ny hanao araka ny rariny; Fa zava-mahatahotra ny mpanao ratsy kosa izany.