Proverbs 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona izay mivily miala amin’ny lalan’ny fahendrena dia hitoetra ao amin’ny fivorian’ny fanahin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona miala amin’ny lalan’ny fahamalinana, dia handry eny amin’ny fivorian’ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mivily miala amin’ny lalam-pahendrena dia ho naman’ny maty tsy ho ela.
Malagasy Bible 1865
Ny olona izay mivily miala amin'ny lalan'ny fahendrena Dia hitoetra ao amin'ny fivorian'ny fanahin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona izay mivily miala amin’ny lalan’ny fahendrena dia hitoetra ao amin’ny fivorian’ny fanahin’ny maty.
malagasy
Ny olona izay mivily miala amin'ny lalan'ny fahendrena Dia hitoetra ao amin'ny fivorian'ny fanahin'ny maty.