Proverbs 21:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tia fanaranam-po dia ho olona sahirana; eny, tsy mba hanankarena izay tia divay sy diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho tratry ny fahantrana izay tia fifaliana, tsy mba mitombo harena izay tia divay aman-diloilo manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tia filibàna ho tonga mahantra, ary izay tia divay sy hanim-py tsy mba hanan-karena.
Malagasy Bible 1865
Izay tia fanaranam-po dia olona halahelo, Eny, izay tia divay sy diloilo tsy mba hanan-karena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tia fanaranam-po dia ho olona sahirana; eny, tsy mba hanankarena izay tia divay sy diloilo.
malagasy
Izay tia fanaranam-po dia olona halahelo, Eny, izay tia divay sy diloilo tsy mba hanan-karena.