Proverbs 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina ary ny mpivadika no ho solon’ny mahitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy hisolo voina ny marina; ary ny mpivadika hisolo voina ny olo-mahitsy fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy ho avotry ny olo-marina, ary ny mpivadika ho solon’ny olo-mahitsy.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina, Ary ny mpivadika ho solon'ny mahitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina ary ny mpivadika no ho solon’ny mahitsy.
malagasy
Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina, Ary ny mpivadika ho solon'ny mahitsy.