Proverbs 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataon’ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany, fa NY TOMPO ihany no mpandanja ny fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahitsy eo imason’ny olona ny lalany rehetra, nefa i Iaveh ihany no mandanja ny fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona mihevitra ny ataony ho mahitsy avokoa; fa ny TOMPO no mitsara ny eritreritra manesika azy.
Malagasy Bible 1865
Ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataon’ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany, fa NY TOMPO ihany no mpandanja ny fo.
malagasy
Ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.