Proverbs 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin’ny tranon’ny hendry, fa ny adala mandany ny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranon’ny hendry misy rakitra sarobidy sy diloilo; fa ny adala kosa mikepoka ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy raki-tsarobidy sy harena sesehena ao amin’ny fonenan’ny hendry; fa ny adala kosa mandanilany foana ny azy.
Malagasy Bible 1865
Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin'ny tranon'ny hendry; Fa ny adala mandany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin’ny tranon’ny hendry, fa ny adala mandany ny azy.
malagasy
Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin'ny tranon'ny hendry; Fa ny adala mandany azy.