Proverbs 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mirehareha sy miavonavona no antsoina hoe mpaniratsira, dia izay olona fatra-piavonavona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny atao hoe mpamazivazy dia izay olona mianjonanjona, feno avona, izay fatra-pirehaka amin’ny ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira; fatra-pianjonanjona izy raha manao zavatra.
Malagasy Bible 1865
Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, Dia izay olona fatra-piavonavona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mirehareha sy miavonavona no antsoina hoe mpaniratsira, dia izay olona fatra-piavonavona.
malagasy
Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, Dia izay olona fatra-piavonavona.