Proverbs 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanirian’ny kamo dia hahafaty azy satria tsy mety miasa tsinona ny tanany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faniriana foan’ny kamo mahafaty azy, satria mandà tsy hiasa ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitsiriritan’ny kamo no hahafaty azy, satria tsy mety miasa ny tanany;
Malagasy Bible 1865
Ny fanirian'ny malaina hahafaty azy, Satria ny tànany tsy mety miasa tsinona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanirian’ny kamo dia hahafaty azy satria tsy mety miasa tsinona ny tanany;
malagasy
Ny fanirian'ny malaina hahafaty azy, Satria ny tànany tsy mety miasa tsinona;