Proverbs 21:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahavetavetana ny fanatitry ny ratsy fanahy, indrindra raha amin’ny sain-dratsy no anolorany azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny soron’ny ratsy fanahy, dia fahavetavetana, indrindra fa raha sain-dratsy no anaterany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-maharikoriko ny sorona ataon’ireo olon-dratsy, indrindra fa amin-kafetsena no anolorany azy.
Malagasy Bible 1865
Ny fanatitry ny ratsy fanahy dia fahavetavetana, Ka indrindra raha amin'ny sain-dratsy no itondrany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahavetavetana ny fanatitry ny ratsy fanahy, indrindra raha amin’ny sain-dratsy no anolorany azy!
malagasy
Ny fanatitry ny ratsy fanahy dia fahavetavetana, Ka indrindra raha amin'ny sain-dratsy no itondrany azy.