Proverbs 21:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampiseho ny fahasahisahiany amin’ny tarehiny ny ratsy fanahy, fa ny marina kosa dia mihevitra tsara ny lalan-kalehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy maneho hasahisahiana amin’ny endriny, fa ny mahitsy fo kosa manitsy ny lalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miseho ho sahisahy ny olon-dratsy, fa ny olo-mahitsy kosa mampitombina tsara ny toetrany.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mampiseho ny fahasahisahiany amin'ny tarehiny; Fa ny marina kosa dia mihevitra izay halehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampiseho ny fahasahisahiany amin’ny tarehiny ny ratsy fanahy, fa ny marina kosa dia mihevitra tsara ny lalan-kalehany.
malagasy
Ny ratsy fanahy mampiseho ny fahasahisahiany amin'ny tarehiny; Fa ny marina kosa dia mihevitra izay halehany.