Proverbs 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hanao izay marina sy mahitsy no sitraky NY TOMPO mihoatra noho ny fanatitra alatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manaraka ny rariny sy ny hitsiny, no tsara eo imason’i Iaveh mihoatra noho ny sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanaovana ny marina sy mahitsy dia sitraky ny TOMPO kokoa noho ny sorona.
Malagasy Bible 1865
Ny hanao izay marina sy mahitsy No sitrak'i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra alatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hanao izay marina sy mahitsy no sitraky NY TOMPO mihoatra noho ny fanatitra alatsa-dra.
malagasy
Ny hanao izay marina sy mahitsy No sitrak'i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra alatsa-drà.