Proverbs 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy fahendrena na fahalalana na fisainana mahazaka ny fanatrehana NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy fahendrena na fahamalinana, na fisainana eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahendren’olombelona sy ny fahaizana amam-pisainany dia maivana eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fahendrena, na fahalalana, Na fisainana mahaleo an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy fahendrena na fahalalana na fisainana mahazaka ny fanatrehana NY TOMPO!
malagasy
Tsy misy fahendrena, na fahalalana, Na fisainana mahaleo an'i Jehovah.Voaomana ny soavaly ho amin'ny andro iadiana; Fa an'i Jehovah ihany ny fandresena.