Proverbs 21:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voaomana ho amin’ny andro iadiana ny soavaly, fa an’NY TOMPO ihany ny famonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona manomana ny soavaly ho amin’ny andro hiadiana, fa i Iaveh ihany, no iankinan’ny fandresena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaomana hiatrika ady ny soavaly, fa ny TOMPO kosa no manome ny fandresena.
Malagasy Bible 1865
Voaomana ny soavaly ho amin'ny andro iadiana; Fa an'i Jehovah ihany ny fandresena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voaomana ho amin’ny andro iadiana ny soavaly, fa an’NY TOMPO ihany ny famonjena.
malagasy
Voaomana ny soavaly ho amin'ny andro iadiana; Fa an'i Jehovah ihany ny fandresena.