Proverbs 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiandranandran’ny maso sy ny fiavonavon’ny fo, izay jiron’ny ratsy fanahy, dia ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fijery miandranandrana sy fo miavonavona: fanilon’ny ratsy fanahy, dia fahotana avokoa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fijery miandranandrana sy fo miavonavona: fahotana avokoa ny fiedinedin’ireo olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny fiandranandran'ny maso sy ny fiavonavon'ny fo Izay jiron 'ny ratsy fanahy dia ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiandranandran’ny maso sy ny fiavonavon’ny fo, izay jiron’ny ratsy fanahy, dia ota.
malagasy
Ny fiandranandran'ny maso sy ny fiavonavon'ny fo Izay jiron'ny ratsy fanahy dia ota.[Na: asan']