Proverbs 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hevitry ny mazoto dia mampanankarena, fa ny maimaika rehetra dia hahantra ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fikasan’ny olo-mazoto ahazoan-karena be; fa izay mikorapaka foana amin’ny ataony dia mosary ihany no azony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tetikasan’ny olona mazoto no mampanan-karena azy; izay rehetra mikoropaka mihary kosa mihamahantra.
Malagasy Bible 1865
Ny hevitry ny mazoto dia mampanan-karena; Fa ny maimaika rehetra dia halahelo ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hevitry ny mazoto dia mampanankarena, fa ny maimaika rehetra dia hahantra ihany.
malagasy
Ny hevitry ny mazoto dia mampanan-karena; Fa ny maimaika rehetra dia halahelo ihany.